@kenysyfleuri3645

Ts leo mihitsy aho miheno isanandro ❤

@nirinarakotoarimanana11

ary otran nijanona tam hira telo ian ralôbo le vibe lava be, zay nge mpankafy, mba tohizo rangah le izy an fa mlay loatra

@rovarakoto2651

Dia mbola milay foanaaaa...😉

@serenaallamelou

974 est dans la place le frère 👌✌🏻

@clairludovic8240

Hatramizao mbola ity hira ity no tiako

@fatraraoddose2119

une chanson qui t'emporte dans la nostalgie🤗🤗🤗🤗🤗

@larissagirault3718

🥰🥰 merci j'ai adorée

@mboxmbox1755

Tohizo fa mahafinaritra Rabolo à. Hay ve isika mahavita zavatra tsara be sy voakaly  toy izao e!

@nalytafikarilalaramananaiv4247

Mlay e!! Maromaroa ny hiranla ry BOLO a!

@hassaniramanantsoacyril4992

Tsara be le hira❤❤❤

@fitiarakotondrazanany9004

Raloubb ah mba alefaso spotify izy ity fa tena mlay rangah ahhh

@tiniant2071

Sur lesy Raloubb aah 👊

@jtaax

Mlay kosa

@faramahari3057

Ilay tshiiiirt !!! Hary Dosy Metaly tamin'i Ngahzety 😂

@hanitrasehwi8262

Amenina e 🤩🙂💞

@makafanomezantsoaandoniain8817

Tsara zany Ra bolo ah

@noelsonrasoloniaina3794

Merci mon frère aaa

@nadjeesaboor8667

Ovy mafana roa vilany tany Ambatolampy

@tisand1069

Mi adore ❤️

@nathalierakotomalala8920

Tiko be, merci